Dikan'ny teny : reotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny feo mipiaka sy mirefotra heno amin'ny fahatapahan'ny rantsan-kazo na taolana. - t.i.f : Mireotra, fireotra, mpireotra / reodreotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel