Dikan'ny teny : repirepy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vembena, vezimbezina, rondrona, 1 Toetran' ny olona miapanapana azon' ny tahotra mafy na alahelo lehibe sy fahasahiranana tsy eran'ny aina. - t.i.f.: Arepirepy, repirepena, tafarepirepy / mandrepirepy, fandrepirepy, mpandrepirepy 1 andrepirepena, fandrepirepena 1 mirepirepy, firepirepy / kepkepena, firepirepena I mampirepĀ¢e-PY, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel