Dikan'ny teny : rerarera

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fiakanjo tsizarizary, miroradroraka; refarefa (enti-milaza ny elatry ny vorona na ny fitafiana mila tsy ho zaka); fitavozavozana sady mitaredretra. - t.i.f.: Arerarera, tafarerarera I mirerarera, firerarera, mpirerarera / irerarerana, firerarerana / maharerarera. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel