Dikan'ny teny : rerika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny tsy fandre raha tsy amin'ilay fomba fiteny hoe "Very rerika": revo, sondriana amin'ny zavatra iray ka tsy mahatsiaro ny manodidina azy intsony, varivariana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel