Dikan'ny teny : resahina

Hampiditra dikany vaovao
1 apoaka indray:Nohetsehin'ny mpivory sasany ny raharaha momba ny vary. Ahitsio
2 (resaka) mt.ih. (resaho): Atao resaka: Inona no resahin-dRakoto sy Rabe teto? 1 Tenenina, lazaina: Noresahinao taminy angaha ilay zavatra? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel