Dikan'ny teny : resaresa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandeha miretareta sy tsy afaka mamindra fity (toyny an'ny ganagana); hakamoana, fiborerana, fitsimozimozy. - t.i.f.: Aresaresa, voaresaresa, tafaresaresa 1 mandresaresa, fandresaresa, mpandresaresa 1 andresaresana / miresaresa, firesaresa, mpiresaresa 1 ixesaresana, firesaresana I maharesaresa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel