Dikan'ny teny : resena

Hampiditra dikany vaovao
1 (resy) mt. ih. (reseo): Iadiana, tsindriana, toherina, atao resy: Reseo ny hakamoana. / Tokony horesena ny hatezerana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel