Dikan'ny teny : retaka

Hampiditra dikany vaovao
1 sy Retany: Ry ireto a! (fitenin'ny samy vehivavy): Mangina, retaka. / (raha lehilahy kosa no mampiasa azy) Re: Nahoana retaka no dia manao ankasomparana? - t.i.f.: Retadretahina.Retaka ft.: Fikorotsahana na fikoavana sy firodanana; fiboretahana amin'ny tany tsy afa-miarina. - t.i.f.: aretaka, voaretaka, tafaretaka 1 mandretaka, f andretaka, mpandretaka 1 andretahana,fandretahanalmiretaka, firetaka, mplretaka I iretahana, firetahana I maharetaka I retadretaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel