Dikan'ny teny : reza

Hampiditra dikany vaovao
1 sy Rezareza a.: Fandeha valabalaka tsy maka sarotra; famindra miadana sy feno filaminana toy ny mitaritaritongotra. - t.i.f.: Rezarezaina, arezareza, tafarezareza 1 mandrezareza, fandrezareza, mpandrezareza 1 andrezarezana, fandrezarezana l mirezareza, firezareza, mpirezareza / irezarezana, firezarezana 1 maharezareza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel