Dikan'ny teny : riadriatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hatezerana arahim-pihetsika mitefotefoka na mitrevatreva, tsy misy fitsitsiana na dia kely aza; fipoahana mahery setra. 1 Riadriatina, voariadriatra, tafariadriatra / miriadriatra, firiadriatra, mpiriadriatra / iriadriatana, firiadriatana. Ahitsio
2 a.: Fomba filalao amin'ny fanorona, mifanohitra amin'ny vela. Ahitsio
3 a.: Anaran-kazo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel