Dikan'ny teny : riatina

Hampiditra dikany vaovao
1 (riatra) mt. ih. (riato): Ampandosirina, aparitaka: Riato ireo zaza ireo fa mahasosotra. • Rovitina ka heno mitsiaka ilay zavatra; tsiahina: "Noriatiny ny akanjony fa naneuateua an'Andriamanitra, hono, izy". Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel