Dikan'ny teny : riatra

Hampiditra dikany vaovao
1 mt.: Lasa, lasa nandositra, niparitaka: Vao nipoaka ny basy, dia riatra ny uorona teo ambony hazo. • h. o.: Mirintona, miala an-katezerana. i tif: Riatina, ariatra, voariatra, tafariatra / mandriatra / mampiriatra I ampttiatina / miriatra, fixiatra, mpiriatra / iriatana, firiatana I mahariatra / riadriatra I riadriatina I miriadriatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel