Dikan'ny teny : rika

Hampiditra dikany vaovao
1 sy Rikany a.: Hazo boribory atao ao ambanin'ny rambaramba rehefa mitaribato: Mikodia ny rikany, dia mizotra ny rambaramba ipetrahan'ny uata. - t.i.f.: Rikaina, arika, voarika, tafarika 1 mandrika, fandrika, mpandrika / andrikana, fandrikana 1 maharika, rikarika / voarikany, tafarikany / mandrikany, fandrikany, mpandrikany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel