Dikan'ny teny : rima

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. rime) a.: Fitoviampeo eo amin'ny teny roa hatreo amin'ny zanapeo faxany misy tsindrimpeo no ho midina, oh: Asabotsy — Rafotsy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel