Dikan'ny teny : ringa

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Fandeha (olona) na fipetraka (zavatra) mitongilana, tsy marina na mahitsy tsara, tolitsika. - t.i.f.: Mandringa, fandringa, mpandringa / andringana, fandringana / ringaringa. Ahitsio
2 (Br) a.: Tolona fanaon' ny, Bara manaraka izao fitsipika izao: tsy voalaza resy raha tsy mianjera ka mitehika ~nin'ny tany ny soroka roa. Ahitsio
3 a.: Toerana fanaovana ady totohondry, na rehefa mety ho ady kilalao samihafa: Miakatra ringa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel