Dikan'ny teny : ringana

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Tapitra voa, na maty avokoa, maty daholo, lany ripaka, fongana. * t. if.: Aringana, ringanina, voaringana / mandringana, fandringana, mpandringana / andringanana, fandringanana / miringana, firingana, mpiringana / iringanana, firinganana / maharingana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel