Dikan'ny teny : ringiringy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Toerana avo; ny eny an-kavoana misy hantsana. ? Teronterona. ? /.o.: Rehareha, avonavona. - t.i.f.: Aringiringy, voaringiringy, tafaringiringy / miringiringy, firingiringy, mpiringiringy / firingiringiana 1 maharingiringy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel