Dikan'ny teny : riorio

Hampiditra dikany vaovao
1 (fit.-p.) a.: Tady ampifamatorina hiarovana ny vorona tsy hihinana ny voly. Ahitsio
2 a.: Fivezivezena eny rehetra eny; firenirenena foaana. ? Fitenitenenana na fanaovan-javatra kitoatoa, befahatany. - t.i.f.: Ariorio, voariorio, tafariorio 1 mandriorio, fandriorio, mpandriorio / andrioriovana, fandrioriovana 1 miriorio, firiorio, mpiriorio 1 irioriovana, firioriovana 1 mahariorio. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel