Dikan'ny teny : riry

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra na hanina heverina ho maloto. Ahitsio
2 sy Riririry ft.: Toetran'ny zavatra tsy misy raviny, ringitra. - t.i.f.: Ririsana, voariry, voariririry 1 mandriry, fandriry, mpandriry; mandriririry, fandriririry, mpandriririry / andririsana, fandririsana / mahariry, mahariririry / mariry. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel