Dikan'ny teny : risoriso

Hampiditra dikany vaovao
1 (fit.-p.) a.: Enti-milaza varotra tsy an-karihary ka misy fanararaotana tsy anerany arnin'ny fanombanana ny vidin-javatra amidy; varomaizina. ΒΆ M.h.: Varo-maizina, sikisiky, varotra an-kobohobo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel