Dikan'ny teny : ritina

Hampiditra dikany vaovao
1 (ritra) mt. ih. (rito): Alana ny rano ao aminy: Tokony horitina ity farihy ity fa tsy mahasalama. ? Andrahoina amin'ny fanaovana izay hahalasa fofona ny rano andrahoana azy: Tsara ny hena ritina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel