Dikan'ny teny : ritsoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny na feo malefaka; bitsibitsika, resaka malemilemy ifanaovana (ny te-na endriny fahita amin'ity hevitra ity anefa dia ny hoe: Ritsodritsoka): Ritso-baliha. * Entina milaza koa ny famelezana amin'ny tsorakazo na karavasy. * t.i.f.: Ritsohina, voaritsoka, tafaritsoka / mandritsoka, fandritsoka, mpandritsoka / andritsohana, fandritsohana / miritsoka, firitsoka, mpiritsoka / iritsohana, firitsohana / maharitsoka / ritsodritsoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel