Dikan'ny teny : rivana

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Fitrifanana sy fihenjanana ka tsy laitra tenenina; fihetsika feno fampitahorana sy fandrahonana. * t.i.f. : Rivanina / mandrivana, fandrivana, mpandrivana / andrivanana, fandrivanana / mampirivana / ampirivanana / rivandrivana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel