Dikan'ny teny : rizatra

Hampiditra dikany vaovao
1 sy Rizadrizatra a.: A-diady sy fifamaliana mitohitohy; teny an-katezerana tsisy farany sady feno hasosorana. * t.i.f.: Mandrizatra, fandrizatra, mpandrizatra; mandrizadrizatra, fandrizadrizatra, mpandrizadrizatra / andrizatana, fandrizatana / mir?zatra, mirizadrizatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel