Dikan'ny teny : roambinifolo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anarana ilazana ireo mpanjaka nolovan' Andrianampoinimerina ka voateniny matetika rehefa mahatsiaro ny razany izy: Rafandrana, Rafohy, Rangita, Andriamanelo, Ralambo, Andrianjaka, Andriantsitakatrandriana, Andriantsimitoviaminandriandehibe, Andriamasinavalona lehibe sy Andriamasinavalona zanany, An driantsimi t ov iam in andriana ary Andriambelomasina. (T.A.I. tak. 253) Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel