Dikan'ny teny : roatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vorivory fotsy miforona eo ambonin'ny rano; tapoapoaka mitambolina mivoaka avy amin'ny rano midona mafy amin-javatra ka miverina mifanena, na avy amin'ny rano misy savony, na avy amin'ny vary andrahoina. * t.i.f.: Roatina, aroatra / mandroatra, fandroatra, mpandroatra / androatana, fandroatana / miroatra, firoatra, mpiroatra I iroatana, firoatana / maharoatra / roadroatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel