Dikan'ny teny : roboka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandentehana ao anaty rano: Ataouy tsara roboka ao anaty rano nato ny land y. • p. t.: Voangoly, voataona, voatarika hanao zavatra: Vao nahare ilay vola be ny anao lahy dia roboka. * t.i.f.: Robohina, robohana, aroboka, voaroboka / mandroboka, fandroboka, mpandroboka / androbohana, fandrobohana / miroboka, firoboka, mpiroboka / ?robohana, firobohana / robodroboka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel