Dikan'ny teny : roboroboina

Hampiditra dikany vaovao
1 (roborobo) mt. ih. (roboroboy): Falifalina, amporisihina na entanina hifaly. * Ohab.: Roboroboin'ny mpanana ka ny mahantra auy no manao be fahandro: aoka tsy ho voatariky ny olona tsy mitovy amin'ny tena ka manao toa azy na dia mety hanimba ny tena aza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel