Dikan'ny teny : rodaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Mirehitra milelalela amin'ny tsy antony. • Mandanilany befahatany, mirobaroba ny ananana. * t.i.f.: Rodahina, arodaka, voarodaka / mandrodaka, fandrodaka, mpandrodaka / androdahana, fandrodahana / mirodaka, firodaka, mpirodaka / irodahana, firodahana / maharodaka / rodadrodaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel