Dikan'ny teny : rodana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanadabohana na fandavoana hiongana amin' ny tany; fianjerana na fikoavana. - t.i.f.: Arodana, voarodana, tafarodana / mandrodana, fandrodana, mpandrodana / androdanana, fandrodanana / mirodana, firodana / irodanana, firodanana / maharodana / rodandrodana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel