Dikan'ny teny : rofy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Aretina, fahadisadisana: Ho tsy tian-drofy anie ity zaza ity! • Zava-mampijaly, fahoriana: Ety an-tany be rofy. - t.i.f.: Marof y, farofy, marofirofy. - F.-p.: Aza marofy: firariana mba tsy harary. / Afadrofy, tsy tian-drofy: teny a-tao amin'ny zaza raha mievina mba tsy hahavoan'ny aretina azy. / Salama tsy marofy: tena salama, salama tsara. / Aza marofy taiza: firariana atao amin'ny vehivavy vao tera-bao mba ho salama tsara ny zanany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel