Dikan'ny teny : rohana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Aretina manaintaina sy mampangotsokotsoka any amin'ny famavanin'ny taolana. - t.i.f.: Rohanina. - F.-p.: Roha-nendra, rohankatina, rohan-tety: fanaintainana na fivontosana avy amin'ny aretina samihafa, toy ny nendra, hatina... / Miala rohana: mihetsiketsika mba hanala sasatra ny hozatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel