Dikan'ny teny : rohizana

Hampiditra dikany vaovao
1 (rohy) mt. ih. (rohizo): Fatorana amin'ny mahazaka: Rohizo io lakana io fa sao lasan'ny rano. ? (omby) Samborina amin'ny fanipazana tady eny amin'ny tandrony na eny amin'ny tongony: Norohizan-dRakoto ny ombiny. ? h.o.: Tana-na, hazonina: Tandremo ny teny atao fa sao rohizan'ny olona amin'ny uauanao ianao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel