Dikan'ny teny : rohontany

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fomban-tany na fomba irohonan'ny be sy ny maro ka mahatarika izay miara-mitoetra aminy hanaraka izany. (Oh. olona zatra ny madio any an-tanàn-dehibè, nefa nony tonga monina any an-tsaha lasa tsy mahavatena manaraka ny rohon-tany). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel