Dikan'ny teny : rohotra

Hampiditra dikany vaovao
1 na Rohitra a.: Fiaraha-mandeha ataon'ny olona maro be ; fizorana miara-be. - t.i.f.: Mirohotra, firohotra, mpirohotra / irohotana, firohotana / maharohotra / rohodrohotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel