Dikan'ny teny : roka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zezika, zezika miavosa kely na fotaka manampina ny vava lavaky ny foza. - F.-p.: Homan-droka: efa antitra dia antitra (ka miverina amin'ny fahazazana mitsimpona mihinana izay rehetra hitany na dia fakofako aza). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel