Dikan'ny teny : rombahina

Hampiditra dikany vaovao
1 (rombaka) mt, ih. (rombaho na rombahy): A-laina tampoka sy an-kery: Norombahiny ny uatomamy teny an-tanan-jandriny, • h. i.: Tapahina (tenin'olona): Aza rombahina ny teny fa mbola tsy anao ny fitenenana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel