Dikan'ny teny : rombaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fakana tampoka ny zavatra eny amin'ny hafa; fahamaimaizana hiteny ka mitsatsaingoka hilaza. * t. t. f. : Rombahina, voarombaka, tafarombaka / mandrombaka, fandrombaka, mpandrombaka / andrombahana, fandrombahana / mirombaka, firombaka, irombohana, firombohana / mifarombaka, mifandrombaka / maharombaka 1 rombadrombaka 1 firombaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel