Dikan'ny teny : rombina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Misy banga na silaka eo amin'ny molo-javatra iray: Rombina ity uilia ity fa soloy. * t. t. f.: Rom binana, voarombina / mandrombina, fandrombina, mpandrombina / andrombinana, fandrombinana / maharombina 1 rombindrombina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel