Dikan'ny teny : romborombo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Rambondrambony na kitsambony amin'ny zavatra tsy voafarana tsara; ambiny mitaritarika na mitarozadrozaka amin'ny taratasy tsy voadidy tsara: Makà hety hanapahana ny romborombony amin' ity lamba ity. * tif: Romboromboina na romboromboana, aromborombo / mandromborombo, fandromborombo, mpandromborombo / andromboromboana, fandroboromboana / miromborombo, firomborombo, mpiromborombo / iromboromboana, firomboromboana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel