Dikan'ny teny : rombotra

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t. sy a.: Rovitra, rombina na silaka; faharovitana na faharombinana noho ny fisintonana an-keriny: Misy rombotra ny akanjonao. - t.i.f.: Rombotana, voarombotra / mandrombotra, fandrombotra, mpandrombotra / andrombotana, fandrombotana / mirombotra, firombotra, mpirombotra / irombotana, firombotana / maharombotra / rombodrombotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel