Dikan'ny teny : romoromo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ambiny mitaritarika, amin-javatra nodidiana na nohetezana ka tsy nifarana tsara: Farano daholo ireo romoromo amin'ity jiafotsy ity fa maharatsy bika azy. • h.o.: Fahasosotsosorana, tsy fifanarahana: Aleo sosoa ampian-tsetsetra, toy izay hena matauy ampiandromoromo (ohab). * fi, f.: Romoromoina, aromoromo / miromoromo, firomoromo, mpiromoromo / firomoromoana / maharomoromo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel