Dikan'ny teny : romotra

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Voan'ny haromotana, aretina izay mahatonga ho toa adala manaikitra am-pisafoahana izay sendra azy, gaigy: Alika romotra. • Misafoakan-katezerana: Vao mainka romotra izy nahita an-janany naniratsira azy. - t.i.f.: Romotana, voaromotra 1 mandromotra, fandromotra, mpandromotra 1 andromotana, fandromotana 1 romodromotra 1 miromodromotra, firomodromotra, mpiromodromotra / iromodromotana, firomodromotana / maharomodromotra / haromotana, faharomotana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel