Dikan'ny teny : rongony

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavamaniry misy kirany azo tenomina ary fifohan'ny olona sasantsasany ny voany, izay atao koa hoe maosy, na katrinia: Mahalasa adalaladala sy mahabibibiby ny fifohana rongony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel