Dikan'ny teny : rongotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavamaniry. Ahitsio
2 a.: Fitondrana zavajavatra maro izay mampananosarotra ny tena; fiarahana amin'ny ankizy betsaka izay misarangodrangotra eny am-pandehanana. - t.i.f.: Rongotina, voarongotra / mirongotra, firongotra, mpirongotra / irongotana, firongotana 1 maharongotra / rongodrongotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel