Dikan'ny teny : rontona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hafainganana, hazakazaka dodona. - t.i.f.: Mandrontona, fandrontona, mpandrontona / androntonana, fandrontonana / mirontona, firontona, mpirontona 1 irontonana, firontonana / maharontona / rontondrontona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel