Dikan'ny teny : roraka

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Tsy mifintina tsara fa mihamiletsy sy mitambotsotra. ? Kivy tsy afa-mioitra. - t.i.f.: Aroraka, voaroraka, tafaroraka / mandroraka, f androraka, mpandroraka / androrahana, fandrorahana / miroraka, firoraka, mpiroraka / irorahana, firorahana / maharoraka / roradroraka / mivaroraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel