Dikan'ny teny : roritina

Hampiditra dikany vaovao
1 (roritra) mt. ih. (rorito): Sintonina, tarihina, sarihana: Aza roritinao mafy toy izao ny sandriko. ? Henjanina: Nororitiny ny lamboridin-tsoaualy dia nijanona tampoka ilay biby. ? Halavaina, itarina, taritina ho la-va: Nororitiny ny filazan-jauatra ka nanjary nahasosotra. ? Vivitina: Rorito ny sofin'io zaza io fa mandainga. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel