Dikan'ny teny : roritra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fisintonana zavatra mafy; fanaovana izay hahahenjana zavatra iray tsy hi-garera; fit arihan a zavatra mankamin'ny tena. - t.i.f.: Roritina, aroritra, voaroritra / mandroritra, fandroritra, mpandroritra 1 androritana, fandroritana 1 miroritra, firoritra, mpiroritra 1 iroritana, firoritana / maharoritra 1 roridroritra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel