Dikan'ny teny : roroha

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazana kitapo anangonan'ny biby mandinika sasantsasanY, toy ny omby, ny ahitra raotiny eny antsaha, ka rehefa mipetraka milamina izy, dia ampiakariny avy ao indray ireo ahitra ireo mba hitsakoany azy tsara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel